# Ireo izay manenjika anay Ny tafika Babyloniana. # nanolo-tena DH: "nanao fifanarahana tamin'ny" na "nanolo-batana tamin'ny" # mba hahazoana sakafo sahaza DH: "mba hahazoanay sakafo hohanina" # ary tsy eo intsony izy ireo DH: "efa maty izy ireo" # izahay no mizaka ny helok'izy ireo DH: "nizaka ny sazin'ny fahotan'izy ireo izahay"