plt_tn/lam/05/05.md

342 B

Ireo izay manenjika anay

Ny tafika Babyloniana.

nanolo-tena

DH: "nanao fifanarahana tamin'ny" na "nanolo-batana tamin'ny"

mba hahazoana sakafo sahaza

DH: "mba hahazoanay sakafo hohanina"

ary tsy eo intsony izy ireo

DH: "efa maty izy ireo"

izahay no mizaka ny helok'izy ireo

DH: "nizaka ny sazin'ny fahotan'izy ireo izahay"