plt_tn/lam/05/01.md

32 lines
797 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka ny tononkalo vaovao.
# Tadidio
"Eritrereto"
# jereo sy diniho ny fahafam-barakanay
"jereo ny fahamenaranay"
# Nafindra ho an'ireo vahiny ny lovanay
"Navelanao halain'ireo vahiny ny lovanay"
# ny tranonay ho an'ireo hafa firenena
"Navelanao halain'ireo hafa firenena ny tranonay"
# Lasa kamboty izahay...ny reninay dia toy ny mpitondratena
Tsy nanana na iza na iza hiaro azy ireo ny vahoakan'i Jerosalema satria na maty an'ady ireo lehilahy na lasa tany an-tsesitany.
# Tsy maintsy mandoa volafotsy ho an'ny rano sotroinay izahay
"Tsy maintsy mandoa volafotsy any amin'ireo fahavalonay izahay mba hisotroana ny ranonay ihany"
# tsy maintsy mandoa volafotsy vao mahazo ny kitainay
"ny kitainay ihany no amidin'ireo fahavalonay aminay"