# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka ny tononkalo vaovao. # Tadidio "Eritrereto" # jereo sy diniho ny fahafam-barakanay "jereo ny fahamenaranay" # Nafindra ho an'ireo vahiny ny lovanay "Navelanao halain'ireo vahiny ny lovanay" # ny tranonay ho an'ireo hafa firenena "Navelanao halain'ireo hafa firenena ny tranonay" # Lasa kamboty izahay...ny reninay dia toy ny mpitondratena Tsy nanana na iza na iza hiaro azy ireo ny vahoakan'i Jerosalema satria na maty an'ady ireo lehilahy na lasa tany an-tsesitany. # Tsy maintsy mandoa volafotsy ho an'ny rano sotroinay izahay "Tsy maintsy mandoa volafotsy any amin'ireo fahavalonay izahay mba hisotroana ny ranonay ihany" # tsy maintsy mandoa volafotsy vao mahazo ny kitainay "ny kitainay ihany no amidin'ireo fahavalonay aminay"