plt_tn/lam/05/01.md

797 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manomboka ny tononkalo vaovao.

Tadidio

"Eritrereto"

jereo sy diniho ny fahafam-barakanay

"jereo ny fahamenaranay"

Nafindra ho an'ireo vahiny ny lovanay

"Navelanao halain'ireo vahiny ny lovanay"

ny tranonay ho an'ireo hafa firenena

"Navelanao halain'ireo hafa firenena ny tranonay"

Lasa kamboty izahay...ny reninay dia toy ny mpitondratena

Tsy nanana na iza na iza hiaro azy ireo ny vahoakan'i Jerosalema satria na maty an'ady ireo lehilahy na lasa tany an-tsesitany.

Tsy maintsy mandoa volafotsy ho an'ny rano sotroinay izahay

"Tsy maintsy mandoa volafotsy any amin'ireo fahavalonay izahay mba hisotroana ny ranonay ihany"

tsy maintsy mandoa volafotsy vao mahazo ny kitainay

"ny kitainay ihany no amidin'ireo fahavalonay aminay"