plt_tn/lam/04/21.md

20 lines
691 B
Markdown

# Mifalia sy miravoravoa
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haben'ny hafaliana. Mampiasa ireo teny ireo handatsana ny mpanoratra. DH: "Mifalia tanteraka."
# zanakavavin'i Ziona...zanakavavin'i Edoma
Ireo dia anarana ara-kanto ho an'ny vahoakan'i Jerosalema sy an'ny tanin'i Edoma, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.
# ho anao ihany koa no handrosoana ny kapoaka
Ny divay izay hosotroin'ny olona amin'ny kapoaka dia famantarana ny hatezeran'i Yaveh. DH: "Hitsara anao ihany koa i Yaveh"
# tsy hanitatra ny sesitaninao Izy
Eto ny teny hoe "Izy" dia manondro an'i Yaveh.
# tsy hanarona ireo fahotanao
"hampiharihary ireo fahotanao"