# Mifalia sy miravoravoa Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haben'ny hafaliana. Mampiasa ireo teny ireo handatsana ny mpanoratra. DH: "Mifalia tanteraka." # zanakavavin'i Ziona...zanakavavin'i Edoma Ireo dia anarana ara-kanto ho an'ny vahoakan'i Jerosalema sy an'ny tanin'i Edoma, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. # ho anao ihany koa no handrosoana ny kapoaka Ny divay izay hosotroin'ny olona amin'ny kapoaka dia famantarana ny hatezeran'i Yaveh. DH: "Hitsara anao ihany koa i Yaveh" # tsy hanitatra ny sesitaninao Izy Eto ny teny hoe "Izy" dia manondro an'i Yaveh. # tsy hanarona ireo fahotanao "hampiharihary ireo fahotanao"