plt_tn/lam/04/21.md

691 B

Mifalia sy miravoravoa

Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny ary manindry ny haben'ny hafaliana. Mampiasa ireo teny ireo handatsana ny mpanoratra. DH: "Mifalia tanteraka."

zanakavavin'i Ziona...zanakavavin'i Edoma

Ireo dia anarana ara-kanto ho an'ny vahoakan'i Jerosalema sy an'ny tanin'i Edoma, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.

ho anao ihany koa no handrosoana ny kapoaka

Ny divay izay hosotroin'ny olona amin'ny kapoaka dia famantarana ny hatezeran'i Yaveh. DH: "Hitsara anao ihany koa i Yaveh"

tsy hanitatra ny sesitaninao Izy

Eto ny teny hoe "Izy" dia manondro an'i Yaveh.

tsy hanarona ireo fahotanao

"hampiharihary ireo fahotanao"