plt_tn/lam/04/12.md

732 B

Tsy nino ireo mpanjakan'ny tany, ary tsy nino ireo mponin'ny tany

"Tsy nisy olona tsy nino tao"

ireo fahavalo na mpanohitra

Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny fa ireo dia olona izay naniry ny hanisy ratsy an'i Jerosalema. DH: "izay mety ho karazam-pahavalo"

ny fahotan'ireo mpaminaniny sy ny helok'ireo mpisorony

Ireo andalana roa ireo dia misy dikany iray ihany ary manindry fa ireo mpitarika ara-panahy dia tompon'andraikitry ny fianjeran'i Jerosalema tokoa. DH: "ireo fahotana mahatsiravin'ireo mpaminany sy ireo mpisorona

izay efa nandatsaka ny ràn'ny marina tao afovoany

Ireo mpisorona sy ireo mpaminany dia samy meloka noho ny famonoana avokoa. DH: "izay efa namono ny marina"