# Tsy nino ireo mpanjakan'ny tany, ary tsy nino ireo mponin'ny tany "Tsy nisy olona tsy nino tao" # ireo fahavalo na mpanohitra Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny fa ireo dia olona izay naniry ny hanisy ratsy an'i Jerosalema. DH: "izay mety ho karazam-pahavalo" # ny fahotan'ireo mpaminaniny sy ny helok'ireo mpisorony Ireo andalana roa ireo dia misy dikany iray ihany ary manindry fa ireo mpitarika ara-panahy dia tompon'andraikitry ny fianjeran'i Jerosalema tokoa. DH: "ireo fahotana mahatsiravin'ireo mpaminany sy ireo mpisorona # izay efa nandatsaka ny ràn'ny marina tao afovoany Ireo mpisorona sy ireo mpaminany dia samy meloka noho ny famonoana avokoa. DH: "izay efa namono ny marina"