plt_tn/lam/04/12.md

16 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy nino ireo mpanjakan'ny tany, ary tsy nino ireo mponin'ny tany
"Tsy nisy olona tsy nino tao"
# ireo fahavalo na mpanohitra
Ireo teny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny fa ireo dia olona izay naniry ny hanisy ratsy an'i Jerosalema. DH: "izay mety ho karazam-pahavalo"
# ny fahotan'ireo mpaminaniny sy ny helok'ireo mpisorony
Ireo andalana roa ireo dia misy dikany iray ihany ary manindry fa ireo mpitarika ara-panahy dia tompon'andraikitry ny fianjeran'i Jerosalema tokoa. DH: "ireo fahotana mahatsiravin'ireo mpaminany sy ireo mpisorona
# izay efa nandatsaka ny ràn'ny marina tao afovoany
Ireo mpisorona sy ireo mpaminany dia samy meloka noho ny famonoana avokoa. DH: "izay efa namono ny marina"