plt_tn/lam/04/09.md

450 B

Ireo izay novonoina tamin'ny sabatra

DH: "Ireo izay novonoin'ireo miaramila fahavalo"

ireo izay matin'ny hanoanana

DH: "ireo izay maty mosary"

osa

DH: "ireo izay lasa mahia sy malemy satria matin'ny hanoanana"

nolefonina tamin'ny tsy fahampian'ny vokatra avy any an-tsaha

Ny tsy fahampian-tsakafo eto dia resahina toy ny sabatra. DH: "izay matin'ny hanoanana"

Ny tanan'ireo vehivavy malemy fanahy

DH: "Ireo vehivavy malemy fanahy"