# Ireo izay novonoina tamin'ny sabatra DH: "Ireo izay novonoin'ireo miaramila fahavalo" # ireo izay matin'ny hanoanana DH: "ireo izay maty mosary" # osa DH: "ireo izay lasa mahia sy malemy satria matin'ny hanoanana" # nolefonina tamin'ny tsy fahampian'ny vokatra avy any an-tsaha Ny tsy fahampian-tsakafo eto dia resahina toy ny sabatra. DH: "izay matin'ny hanoanana" # Ny tanan'ireo vehivavy malemy fanahy DH: "Ireo vehivavy malemy fanahy"