plt_tn/lam/04/09.md

20 lines
450 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ireo izay novonoina tamin'ny sabatra
DH: "Ireo izay novonoin'ireo miaramila fahavalo"
# ireo izay matin'ny hanoanana
DH: "ireo izay maty mosary"
# osa
DH: "ireo izay lasa mahia sy malemy satria matin'ny hanoanana"
# nolefonina tamin'ny tsy fahampian'ny vokatra avy any an-tsaha
Ny tsy fahampian-tsakafo eto dia resahina toy ny sabatra. DH: "izay matin'ny hanoanana"
# Ny tanan'ireo vehivavy malemy fanahy
DH: "Ireo vehivavy malemy fanahy"