plt_tn/lam/04/06.md

16 lines
382 B
Markdown

# famaizana
Ireo mety ho heviny dia 1) "famaizana noho ny ota" na 2) "fahotana."
# ny zanakavavin'ny oloko
Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.
# noravana tao anatin'ny fotoana fohy izany
"Noravan'Andriamanitra tao anatin'ny fotoana fohy izany"
# tsy nisy nanandra-tanana mba hanampy azy
"na izany aza dia tsy nisy nanampy azy"