# famaizana Ireo mety ho heviny dia 1) "famaizana noho ny ota" na 2) "fahotana." # ny zanakavavin'ny oloko Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto. # noravana tao anatin'ny fotoana fohy izany "Noravan'Andriamanitra tao anatin'ny fotoana fohy izany" # tsy nisy nanandra-tanana mba hanampy azy "na izany aza dia tsy nisy nanampy azy"