plt_tn/lam/04/06.md

382 B

famaizana

Ireo mety ho heviny dia 1) "famaizana noho ny ota" na 2) "fahotana."

ny zanakavavin'ny oloko

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny hoe vehivavy eto.

noravana tao anatin'ny fotoana fohy izany

"Noravan'Andriamanitra tao anatin'ny fotoana fohy izany"

tsy nisy nanandra-tanana mba hanampy azy

"na izany aza dia tsy nisy nanampy azy"