plt_tn/lam/04/01.md

520 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny :

Manomboka ny tononkalo vaovao.

Ireo vato masina

vato izay nanaovana ny tempoly

teny an-joron-dalana rehetra

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:18

Ireo zanaka sarobidin'i Ziona

Ireo mety ho heviny dia 1) Ireo tovolahin'i Jerosalema na 2) ny vahoakan'i Jerosalema rehetra.

tsy mendrika noho ireo siny tanimanga, asa-tanan'ireo mpanefy tanimanga izy ireo

DH: "heverin'ny olona ho tsy mendrika noho ny siny tanimanga izay amboarin'ny mpanefy tanimanga izy ireo!"