# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny : Manomboka ny tononkalo vaovao. # Ireo vato masina vato izay nanaovana ny tempoly # teny an-joron-dalana rehetra Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:18 # Ireo zanaka sarobidin'i Ziona Ireo mety ho heviny dia 1) Ireo tovolahin'i Jerosalema na 2) ny vahoakan'i Jerosalema rehetra. # tsy mendrika noho ireo siny tanimanga, asa-tanan'ireo mpanefy tanimanga izy ireo DH: "heverin'ny olona ho tsy mendrika noho ny siny tanimanga izay amboarin'ny mpanefy tanimanga izy ireo!"