plt_tn/lam/04/01.md

20 lines
520 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny :
Manomboka ny tononkalo vaovao.
# Ireo vato masina
vato izay nanaovana ny tempoly
# teny an-joron-dalana rehetra
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:18
# Ireo zanaka sarobidin'i Ziona
Ireo mety ho heviny dia 1) Ireo tovolahin'i Jerosalema na 2) ny vahoakan'i Jerosalema rehetra.
# tsy mendrika noho ireo siny tanimanga, asa-tanan'ireo mpanefy tanimanga izy ireo
DH: "heverin'ny olona ho tsy mendrika noho ny siny tanimanga izay amboarin'ny mpanefy tanimanga izy ireo!"