plt_tn/lam/03/62.md

12 lines
270 B
Markdown

# Ny molotr'ireo izay mitsangana manohitra ahy
DH: "Ny lazain'ny tenin'ireo izay nitsangana hanohitra ahy"
# ireo izay mitsangana manohitra ahy
DH: "ireo izay manafika ahy"
# ny fomba fipetrak'izy ireo sy fitsanganany avy eo
DH: "ny zavatra rehetra ataon'izy ireo"