# Ny molotr'ireo izay mitsangana manohitra ahy DH: "Ny lazain'ny tenin'ireo izay nitsangana hanohitra ahy" # ireo izay mitsangana manohitra ahy DH: "ireo izay manafika ahy" # ny fomba fipetrak'izy ireo sy fitsanganany avy eo DH: "ny zavatra rehetra ataon'izy ireo"