Ny molotr'ireo izay mitsangana manohitra ahy
DH: "Ny lazain'ny tenin'ireo izay nitsangana hanohitra ahy"
ireo izay mitsangana manohitra ahy
DH: "ireo izay manafika ahy"
ny fomba fipetrak'izy ireo sy fitsanganany avy eo
DH: "ny zavatra rehetra ataon'izy ireo"