plt_tn/lam/03/55.md

16 lines
282 B
Markdown

# Niantso ny anaranao
DH: "Niantso Anao mba hamonjy aho"
# avy ao amin'ny halalin'ny lavaka
Ireo mety ho heviny dia 1) "avy ao amin'ny lavaka lalina" na 2) "avy ao am-pasana."
# Renao ny feoko
DH: "Renao izay nolazaiko"
# Aza manampina ny sofinao
DH: "Aza mandà ny hihaino"