plt_tn/lam/03/55.md

282 B

Niantso ny anaranao

DH: "Niantso Anao mba hamonjy aho"

avy ao amin'ny halalin'ny lavaka

Ireo mety ho heviny dia 1) "avy ao amin'ny lavaka lalina" na 2) "avy ao am-pasana."

Renao ny feoko

DH: "Renao izay nolazaiko"

Aza manampina ny sofinao

DH: "Aza mandà ny hihaino"