# Niantso ny anaranao DH: "Niantso Anao mba hamonjy aho" # avy ao amin'ny halalin'ny lavaka Ireo mety ho heviny dia 1) "avy ao amin'ny lavaka lalina" na 2) "avy ao am-pasana." # Renao ny feoko DH: "Renao izay nolazaiko" # Aza manampina ny sofinao DH: "Aza mandà ny hihaino"