plt_tn/lam/03/51.md

20 lines
526 B
Markdown

# Miteraka alahelo ho ahy ny masoko
DH: "Izay hitako dia mahatonga fanaintainana ho ahy"
# ireo zanakavavin'ny tanànako rehetra
Ireo mety ho heviny dia 1) ireo vehivavin'i Jerosalema na 2) ireo mponin'i Jerosalema rehetra.
# Natsipin'izy ireo tao anaty lavaka aho
DH: "Novonoin'izy ireo tamin'ny nandatsahan'izy ireo ahy tao an-davaka aho."
# notorahan'izy ireo vato
Ireo mety ho heviny dia 1) "nanipy vato taty amiko" na 2) "nandrakotra ny lavaka tamin'ny vato."
# ho faty aho
DH: "Novonoina aho" na "Rendrika aho"