526 B
526 B
Miteraka alahelo ho ahy ny masoko
DH: "Izay hitako dia mahatonga fanaintainana ho ahy"
ireo zanakavavin'ny tanànako rehetra
Ireo mety ho heviny dia 1) ireo vehivavin'i Jerosalema na 2) ireo mponin'i Jerosalema rehetra.
Natsipin'izy ireo tao anaty lavaka aho
DH: "Novonoin'izy ireo tamin'ny nandatsahan'izy ireo ahy tao an-davaka aho."
notorahan'izy ireo vato
Ireo mety ho heviny dia 1) "nanipy vato taty amiko" na 2) "nandrakotra ny lavaka tamin'ny vato."
ho faty aho
DH: "Novonoina aho" na "Rendrika aho"