plt_tn/lam/03/30.md

16 lines
309 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka ny olona izay miandry an'i Yaveh ny mpanoratra (3:25).
# Aoka izy hanome ny takolany an'izay mamely azy
"Aoka izy hamela ny olona hamely azy"
# fa na dia mahatonga...aza Izy
"na dia mahatonga...aza i Yaveh"
# zanak'olombelona
DH: "olombelona" na "olona"