plt_tn/lam/03/30.md

309 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka ny olona izay miandry an'i Yaveh ny mpanoratra (3:25).

Aoka izy hanome ny takolany an'izay mamely azy

"Aoka izy hamela ny olona hamely azy"

fa na dia mahatonga...aza Izy

"na dia mahatonga...aza i Yaveh"

zanak'olombelona

DH: "olombelona" na "olona"