# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka ny olona izay miandry an'i Yaveh ny mpanoratra (3:25). # Aoka izy hanome ny takolany an'izay mamely azy "Aoka izy hamela ny olona hamely azy" # fa na dia mahatonga...aza Izy "na dia mahatonga...aza i Yaveh" # zanak'olombelona DH: "olombelona" na "olona"