plt_tn/lam/03/05.md

405 B

Nanangana fahirano hanohitra ahy Izy

Ny asa fahirano dia tovon-tany maloto izay ahafahan'ny tafika mpanafika hihoatra ny mandan'ny tanàna sy hitsoaka hiala ao amin'ny tanàna. DH: "Nohididininy toy ny hoe tanàna voatafika aho."

nohodidininy zava-mangidy sy zava-tsarotra

DH: "nohididininy zavatra izay maharary sy tsy zaka aho"

ampangininy ny fivavako

DH: "mandà ny hihaino ny fivavako Izy"