# Nanangana fahirano hanohitra ahy Izy Ny asa fahirano dia tovon-tany maloto izay ahafahan'ny tafika mpanafika hihoatra ny mandan'ny tanàna sy hitsoaka hiala ao amin'ny tanàna. DH: "Nohididininy toy ny hoe tanàna voatafika aho." # nohodidininy zava-mangidy sy zava-tsarotra DH: "nohididininy zavatra izay maharary sy tsy zaka aho" # ampangininy ny fivavako DH: "mandà ny hihaino ny fivavako Izy"