plt_tn/lam/03/05.md

12 lines
405 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nanangana fahirano hanohitra ahy Izy
Ny asa fahirano dia tovon-tany maloto izay ahafahan'ny tafika mpanafika hihoatra ny mandan'ny tanàna sy hitsoaka hiala ao amin'ny tanàna. DH: "Nohididininy toy ny hoe tanàna voatafika aho."
# nohodidininy zava-mangidy sy zava-tsarotra
DH: "nohididininy zavatra izay maharary sy tsy zaka aho"
# ampangininy ny fivavako
DH: "mandà ny hihaino ny fivavako Izy"