plt_tn/lam/01/20.md

20 lines
685 B
Markdown

# fa ao anaty fahoriana aho
Mbola resahin'i Jerosalema toy ny hoe vehivavy ihany ny tenany, fa izao kosa dia miresaka mivantana amin'i Yaveh izy.
# mangotika ny vavoniko
Ny teny hoe "mangotika" dia midika hoe mihodikondina mafy, amin'ny fihodinana ara-dalana. Tsy midika ara-bakiteny izany, fa izany no tsapany.
# torotoro ao anatiko ny foko
DH: "marary ny foko" na "malahelo loatra aho"
# mampahory ny reny ny sabatra
Ireo sabatra dia hilazana ny fahavalo, ary ny "mampahory" dia midika hoe "mamono". DH: "mamono ireo fahavalo"
# tsy misy afa-tsy fahafatesana ao an-trano
Ireo mety ho heviny dia 1) ao an-trano, dia maty avokoa ny olon-drehetra na 2) toy ny fasana ny trano.