plt_tn/lam/01/20.md

685 B

fa ao anaty fahoriana aho

Mbola resahin'i Jerosalema toy ny hoe vehivavy ihany ny tenany, fa izao kosa dia miresaka mivantana amin'i Yaveh izy.

mangotika ny vavoniko

Ny teny hoe "mangotika" dia midika hoe mihodikondina mafy, amin'ny fihodinana ara-dalana. Tsy midika ara-bakiteny izany, fa izany no tsapany.

torotoro ao anatiko ny foko

DH: "marary ny foko" na "malahelo loatra aho"

mampahory ny reny ny sabatra

Ireo sabatra dia hilazana ny fahavalo, ary ny "mampahory" dia midika hoe "mamono". DH: "mamono ireo fahavalo"

tsy misy afa-tsy fahafatesana ao an-trano

Ireo mety ho heviny dia 1) ao an-trano, dia maty avokoa ny olon-drehetra na 2) toy ny fasana ny trano.