# fa ao anaty fahoriana aho Mbola resahin'i Jerosalema toy ny hoe vehivavy ihany ny tenany, fa izao kosa dia miresaka mivantana amin'i Yaveh izy. # mangotika ny vavoniko Ny teny hoe "mangotika" dia midika hoe mihodikondina mafy, amin'ny fihodinana ara-dalana. Tsy midika ara-bakiteny izany, fa izany no tsapany. # torotoro ao anatiko ny foko DH: "marary ny foko" na "malahelo loatra aho" # mampahory ny reny ny sabatra Ireo sabatra dia hilazana ny fahavalo, ary ny "mampahory" dia midika hoe "mamono". DH: "mamono ireo fahavalo" # tsy misy afa-tsy fahafatesana ao an-trano Ireo mety ho heviny dia 1) ao an-trano, dia maty avokoa ny olon-drehetra na 2) toy ny fasana ny trano.