plt_tn/lam/01/18.md

24 lines
450 B
Markdown

# fa izaho no nikomy
Eto dia manomboka miteny indray i Jerosalema, toy ny hoe vehivavy izany.
# jereo ny alaheloko
DH: "jereo ny alaheloko tafahoatra"
# ireo virijiniko sy ireo olo- maheriko
DH: "betsaka tamin'ny vahoakako"
# ireo olo- maheriko
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:15.
# namitaka ahy izy ireo
DH: "namadika ahy izy ireo"
# hampody ny ainy izy ireo
DH: "mba hanavotra ny ain'izy ireo" na "mba hamerina ny herin'izy ireo"