# fa izaho no nikomy Eto dia manomboka miteny indray i Jerosalema, toy ny hoe vehivavy izany. # jereo ny alaheloko DH: "jereo ny alaheloko tafahoatra" # ireo virijiniko sy ireo olo- maheriko DH: "betsaka tamin'ny vahoakako" # ireo olo- maheriko Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:15. # namitaka ahy izy ireo DH: "namadika ahy izy ireo" # hampody ny ainy izy ireo DH: "mba hanavotra ny ain'izy ireo" na "mba hamerina ny herin'izy ireo"