plt_tn/lam/01/18.md

450 B

fa izaho no nikomy

Eto dia manomboka miteny indray i Jerosalema, toy ny hoe vehivavy izany.

jereo ny alaheloko

DH: "jereo ny alaheloko tafahoatra"

ireo virijiniko sy ireo olo- maheriko

DH: "betsaka tamin'ny vahoakako"

ireo olo- maheriko

Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:15.

namitaka ahy izy ireo

DH: "namadika ahy izy ireo"

hampody ny ainy izy ireo

DH: "mba hanavotra ny ain'izy ireo" na "mba hamerina ny herin'izy ireo"