plt_tn/lam/01/10.md

16 lines
311 B
Markdown

# Nametraka ny tanany teo
DH: "naka ny" na "nangalatra"
# ireo harena
"fananana"
# Efa nahita...izy
Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Jerosalema.
# efa nobaikonao
Ny hoe "-nao" dia manondro an'i Yaveh. Midika izany fa mbola miteny ilay mpanoratra na ilay tanàna, rehefa avy nanomboka tao amin'ny 1:8.