# Nametraka ny tanany teo DH: "naka ny" na "nangalatra" # ireo harena "fananana" # Efa nahita...izy Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Jerosalema. # efa nobaikonao Ny hoe "-nao" dia manondro an'i Yaveh. Midika izany fa mbola miteny ilay mpanoratra na ilay tanĂ na, rehefa avy nanomboka tao amin'ny 1:8.