plt_tn/lam/01/10.md

311 B

Nametraka ny tanany teo

DH: "naka ny" na "nangalatra"

ireo harena

"fananana"

Efa nahita...izy

Ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Jerosalema.

efa nobaikonao

Ny hoe "-nao" dia manondro an'i Yaveh. Midika izany fa mbola miteny ilay mpanoratra na ilay tanàna, rehefa avy nanomboka tao amin'ny 1:8.