plt_tn/lam/01/07.md

32 lines
789 B
Markdown

# Amin'ireo androm-pahoriany sy tsy hananany fialofana
DH: "nandritra ny fahoriany sy ny tsy fananany fialofana" na "Fony ory sy tsy nanan-kialofana i Jerosalema"
# hahatsiaro...i Jerosalema
DH: "Ho tadidin'i Jerosalema"
# ireo harena
"fananana"
# tamin'ny androny fahiny
DH: "tamin'ny taloha" na "talohan'ny nitrangan'izany loza izany"
# Rehefa lavo teo an-tanan'ireo fahavalony ny olony
Eto ny teny hoe "tanana" dia manondro ny tafiky ny fahavalo. DH: "Rehefa nandresy sy nahababo ny vahoakany ny fahavalo"
# dia tsy nisy nanampy azy
"tsy nisy mpanampy azy"
# Nahita azy ireo fahavalony ary niomehy tamin'ny faharavany
Io dia midika fa faly izy ireo ary naneso an'i Jerosalema rehefa rava izany.
# tamin'ny faharavany
DH: "satria rava izy" na "raha nandrava azy izy ireo"