# Amin'ireo androm-pahoriany sy tsy hananany fialofana DH: "nandritra ny fahoriany sy ny tsy fananany fialofana" na "Fony ory sy tsy nanan-kialofana i Jerosalema" # hahatsiaro...i Jerosalema DH: "Ho tadidin'i Jerosalema" # ireo harena "fananana" # tamin'ny androny fahiny DH: "tamin'ny taloha" na "talohan'ny nitrangan'izany loza izany" # Rehefa lavo teo an-tanan'ireo fahavalony ny olony Eto ny teny hoe "tanana" dia manondro ny tafiky ny fahavalo. DH: "Rehefa nandresy sy nahababo ny vahoakany ny fahavalo" # dia tsy nisy nanampy azy "tsy nisy mpanampy azy" # Nahita azy ireo fahavalony ary niomehy tamin'ny faharavany Io dia midika fa faly izy ireo ary naneso an'i Jerosalema rehefa rava izany. # tamin'ny faharavany DH: "satria rava izy" na "raha nandrava azy izy ireo"