789 B
789 B
Amin'ireo androm-pahoriany sy tsy hananany fialofana
DH: "nandritra ny fahoriany sy ny tsy fananany fialofana" na "Fony ory sy tsy nanan-kialofana i Jerosalema"
hahatsiaro...i Jerosalema
DH: "Ho tadidin'i Jerosalema"
ireo harena
"fananana"
tamin'ny androny fahiny
DH: "tamin'ny taloha" na "talohan'ny nitrangan'izany loza izany"
Rehefa lavo teo an-tanan'ireo fahavalony ny olony
Eto ny teny hoe "tanana" dia manondro ny tafiky ny fahavalo. DH: "Rehefa nandresy sy nahababo ny vahoakany ny fahavalo"
dia tsy nisy nanampy azy
"tsy nisy mpanampy azy"
Nahita azy ireo fahavalony ary niomehy tamin'ny faharavany
Io dia midika fa faly izy ireo ary naneso an'i Jerosalema rehefa rava izany.
tamin'ny faharavany
DH: "satria rava izy" na "raha nandrava azy izy ireo"