plt_tn/lam/01/06.md

24 lines
634 B
Markdown

# Niala tamin'ny zanakavavin'i Ziona ny hatsaran-tarehy
DH: "Simba ny zavatra rehetra izay tsara momba ny zanaka vavin'i Ziona"
# zanakavavin'i Ziona
Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny ho vehivavy eto.
# tahaka ny serfa izay tsy mahita ahitra
Ireo andriandahy dia ampitahaina amin'ny serfa izay tsy manan-ko hanina.
# serfa
Ny serfa dia biby antonona, mihinam-bilona izay hazain'ny olona matetika mba hatao sakafo. Io ihany koa dia biby mahafinaritra jerena.
# tsy misy hery eo anoloan'ny
DH: "nefa tsy dia matanjaka mba handositra ny"
# mpanenjika azy
DH: "ny olona izay manenjika azy ireo"