# Niala tamin'ny zanakavavin'i Ziona ny hatsaran-tarehy DH: "Simba ny zavatra rehetra izay tsara momba ny zanaka vavin'i Ziona" # zanakavavin'i Ziona Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny ho vehivavy eto. # tahaka ny serfa izay tsy mahita ahitra Ireo andriandahy dia ampitahaina amin'ny serfa izay tsy manan-ko hanina. # serfa Ny serfa dia biby antonona, mihinam-bilona izay hazain'ny olona matetika mba hatao sakafo. Io ihany koa dia biby mahafinaritra jerena. # tsy misy hery eo anoloan'ny DH: "nefa tsy dia matanjaka mba handositra ny" # mpanenjika azy DH: "ny olona izay manenjika azy ireo"