plt_tn/lam/01/06.md

634 B

Niala tamin'ny zanakavavin'i Ziona ny hatsaran-tarehy

DH: "Simba ny zavatra rehetra izay tsara momba ny zanaka vavin'i Ziona"

zanakavavin'i Ziona

Io dia anarana ara-kanto ho an'i Jerosalema, izay resahina toy ny ho vehivavy eto.

tahaka ny serfa izay tsy mahita ahitra

Ireo andriandahy dia ampitahaina amin'ny serfa izay tsy manan-ko hanina.

serfa

Ny serfa dia biby antonona, mihinam-bilona izay hazain'ny olona matetika mba hatao sakafo. Io ihany koa dia biby mahafinaritra jerena.

tsy misy hery eo anoloan'ny

DH: "nefa tsy dia matanjaka mba handositra ny"

mpanenjika azy

DH: "ny olona izay manenjika azy ireo"