plt_tn/lam/01/04.md

731 B

Misaona ireo lalan'i Ziona

Resahin'ny mpanoratra toy ny olombelona ireo lalana izay mitondra mankamin'ny fisaonan'i Ziona.

ireo fanasana voatondro

"ireo lanonana izay nolazain'Andriamanitra azy ireo mba hankalazaina"

ny vavahadiny...ireo mpisorony

Ny hoe "-ny" dia manondro an'i Ziona.

dia ao anatin'ny fahoriana tanteraka

"dia mangidy" na "dia namoy fo"

Lasa tompony ireo fahavalony

"nanapaka azy ireo fahavalon'i Ziona"

niroborobo ireo fahavalony

"lasa manan-karena ireo fahavalony" na "lasa lehibe ireo fahavalony"

Yaveh

Io dia anaran'Andriamanitra izay nambarany tamin'ny vahoakany tamin'ny Testamenta Taloha. Jereo ny pejin'ny fandikana ny Teny momba an'i Yaveh mahakasika ny fomba handikana izany.